Apokalipsy 15:1 - Baiboly Katolika1 Raha efa izany, dia nahita famantarana hafa sady lehibe no mahagaga tany an-danitra aho, dia Anjely fito nitondra loza fito farany, fa amin’ireo no hanaperana ny fahatezeran’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary hitako fa indro, nisy famantarana iray koa tany an-danitra, sady lehibe no mahagaga, dia anjely fito izay nitana ny loza fito farany satria ireny no hoenti-manatanteraka ny fahatezeran’Andriamanitra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Ary hitako nisy famantarana anankiray hafa tany an-danitra, famantarana sady lehibe no mahagaga: dia anjely fito izay nanana ny loza fito farany, satria amin’ireo loza ireo no hiseho faran’izay mafy indrindra ny haviniran’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ary hitako nisy famantarana anankiray hafa tany an-danitra, famantarana sady lehibe no mahagaga: dia anjely fito izay nanana ny loza fito farany, satria amin’ireo loza ireo no hiseho faran’izay mafy indrindra ny haviniran’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY hitako fa, indro, nisy famantarana iray koa tany an-danitra, sady lehibe no mahagaga, dia anjely fito izay nanana ny loza fito farany, satria ireny no enti-mahatanteraka ny fahatezeran’Andriamanitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary hitako fa, indro, nisy famantarana iray koa tany an-danitra, sady lehibe mahagaga, dia anjely fito izay nanana ny Ioza fito farany, Satria ireny no enti-mahatanteraka ny fahatezeran'Andriamanitra. Jereo ny toko |