Apokalipsy 10:8 - Baiboly Katolika8 Ary niteny tamiko indray ilay feo reko avy any an-danitra, nanao hoe: «Mandehana alao ny boky kely mivelatra eny an-tanan’ilay Anjely mitsangana eo ambonin’ny ranomasina sy ny tany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ary ilay feo izay reko avy tany an-danitra dia niteny tamiko indray hoe: Mandehana, raiso ilay boky mivelatra eny an-tanan’ny anjely mitsangana eo ambonin’ny ranomasina sy eo ambonin’ny tany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Ary niteny tamiko indray ilay feo efa reko avy tany an-danitra, nanao hoe: –Mandehana, raiso ny horonamboky kely mivelatra eny an-tanan’ilay anjely mijoro eo amin’ny ranomasina sy eo amin’ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ary niteny tamiko indray ilay feo efa reko avy tany an-danitra, nanao hoe: –Mandehana, raiso ny horonamboky kely mivelatra eny an-tanan’ilay anjely mijoro eo amin’ny ranomasina sy eo amin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary ny feo izay efa reko avy tany an-danitra dia niteny tamiko indray hoe: Mandehana, raiso ilay boky mivelatra eny an-tànan’ny anjely mitsangana eo ambonin’ny ranomasina sy eo ambonin’ny tany. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary ny feo izay efa reko avy tany an-danitra dia niteny tamiko indray hoe: Mandehana, raiso ilay boky mivelatra eny an-tànan'ny anjely mitsangana eo ambonin'ny ranomasina sy eo ambonin'ny tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ary ilay feo izay reko avy tany an-danitra dia niteny tamiko indray hoe: Mandehana, raiso ilay boky mivelatra eny an-tanan’ny anjely mitsangana eo ambonin’ny ranomasina sy eo ambonin’ny tany. Jereo ny toko |