Amosa 8:9 - Baiboly Katolika9 Amin’izany andro izany, izao no hitranga, - teny marin’ny Tompo Iaveh. - Ny masoandro halentiko mitatao vovonana; ary ny tany hosaronako haizina amin’ny andro tony tsara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO Andriamanitra, dia halentiko mitataovovonana ny masoandro ary hohamaiziniko antoandrobenanahary ny tany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Ny Tompo ANDRIANANAHARY dia manao teny hentitra hoe: «Izao no hiseho amin’izany andro izany: halentiko mitatao vovonana ny masoandro ary hohamaiziniko antoandro ny tany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ny Tompo ANDRIANANAHARY dia manao teny hentitra hoe: «Izao no hiseho amin’izany andro izany: halentiko mitatao vovonana ny masoandro ary hohamaiziniko antoandro ny tany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary amin’izany andro izany, hoy Jehovah Tompo, Dia halentiko mitataovovonana ny masoandro, Ary hohamaiziniko antoandro-benanahary ny tany; Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary amin izany andro izany, hoy Jehovah Tompo, dia halentiko mitataovovonana ny masoandro, ary hohamaiziniko antoandrobenanahary ny tany; Jereo ny toko |