Amosa 8:8 - Baiboly Katolika8 Noho izany, tsy hihorohoro va ny tany, ary tsy hisaona va ny mponina rehetra eo aminy? Hisondrotra tahaka an’i Nila ny tany manontolo, hisondrotra sy hietry tahaka an’i Nilan’i Ejipta izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Tsy hihorohoro noho izany va ny tany? Tsy hitomany va ny mponina rehetra ao aminy? Eny, hisondrotra tahaka an’i Neily ny tany rehetra ary hihena indray toy ny Neilin’i Ejipta. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Noho izany, dia hihorohoro ny tany ary hisaona ny mponina rehetra ao aminy; eny, hihorohoro tokoa ny tany tontolo, ka hisondrotra sy hietry tahaka an’i Neily onin’i Ejipta. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Noho izany, dia hihorohoro ny tany ary hisaona ny mponina rehetra ao aminy; eny, hihorohoro tokoa ny tany tontolo, ka hisondrotra sy hietry tahaka an’i Neily onin’i Ejipta. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Tsy hihorohoro noho izany va ny tany, Sy hitomany ny mponina rehetra ao aminy? Eny, ny tany rehetra hihatondraka tahaka an’i Neily Sy hihena indray toy ny Neilin’i Egypta. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Tsy hihorohoro noho izany va ny tany, sy hitomany ny mponina rehetra ao aminy? Eny, ny tany rehetra hihatondraka tahaka an'i Neily sy hihena indray toy ny Neilin'i Egypta. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Tsy hihorohoro noho izany va ny tany? Tsy hitomany va ny mponina rehetra ao aminy? Eny, hisondrotra tahaka an’i Neily ny tany rehetra ary hihena indray toy ny Neilin’i Ejipta. Jereo ny toko |
Noho izany, nirehitra tamin’ny vahoakany ny fahatezeran’i Iaveh, nahinjiny tany aminy ny tanany, dia nikapoka azy Izy; nihozongozona ny tendrombohitra; miampatra toy ny diky eny an-dalana, ny fatin’izy ireo. Na dia izany rehetra izany aza anefa tsy mbola afaka ny hatezerany, ary mbola mihinjitra ihany ny tanany.