Amosa 7:7 - Baiboly Katolika7 Izao no nasehon’i Iaveh tamiko: dia indro fa nitsangana teo ambonin’ny rindrina mijoro ny Tompo ary nisy hofehy pilao teny an-tanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Izao no nasehony ahy: Indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin’ny manda, sady nisy fandrefesana marindrano teny an-tanany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Izao koa no nasehon’ny Tompo ANDRIANANAHARY ahy tamin’ny fahitana: Indro Izy Tompo mihitsy no nitsangana teo ambonina manda fira-potsy sady nitana fira-potsy teny an-tanany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Izao koa no nasehon’ny Tompo ANDRIANANAHARY ahy tamin’ny fahitana: Indro Izy Tompo mihitsy no nitsangana teo ambonina manda fira-potsy sady nitana fira-potsy teny an-tanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Izao no nasehony ahy: Indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin’ny mànda natao tamin’ny pilao, sady nisy pilao teny an-tànany. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Izao no nasehony ahy: Indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin'ny manda natao amin'ny pilao, sady nisy pilao teny an-tànany. Jereo ny toko |