Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




3Jaona 1:3 - Baiboly Katolika

3 Faly loatra aho, fa nisy havana iray finoana tonga nanambara ny fahamarinanao, na ny andehananao araka ny fahamarinana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia ny fandehananao amin’ny marina.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Faly tokoa aho, fony nisy havana iray finoana tonga ka nijoro ho vavolombelona nanambara tamiko fa mifikitra amin’ny hafatra marim-pototra ianao, araka ny efa iainanao an’izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Faly tokoa aho, fony nisy havana iray finoana tonga ka nijoro ho vavolombelona nanambara tamiko fa mifikitra amin’ny hafatra marim-pototra ianao, araka ny efa iainanao an’izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia toy ny andehananao araka ny fahamarinana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia toy ny andehananao araka ny fahamarinana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia ny fandehananao amin’ny marina.

Jereo ny toko dika mitovy




3Jaona 1:3
17 Rohy Ifampitohizana  

Tahirizo miafina ato am-poko ny teninao, mba tsy hanotako aminao.


Tamin’izany andro izany dia nitsangana teo afovoan’ireo mpino i Piera (tokony ho roapolo amby zato ny isan’izy nivory teo) ka nanao hoe:


tsy mifaly noho ny tsy marina ataon’ny olona, fa mifaly noho ny fahamarinany;


Koa dieny mbola manana andro isika, manaova soa amin’ny olona rehetra, fa indrindra amin’ny havana rehetra iray finoana.


ary mivavaka an-kafaliana isaky ny mivavaka ho anareo rehetra,


noho ny fahamarinana izay mitoetra ao amintsika sy ho ao amintsika mandrakizay:


Faly dia faly aho, fa nahita ny zanakao sasany mandeha amin’ny fahamarinana, araka ny didy noraisintsika tamin’ny Ray.


Ka rehefa tonga aho dia hopotsiriko ny nataony, sy ny bedibedy foana anaratsiany anay. Sady tsy afa-po amin’izany ihany izy; fa ny tenany, tsy mandray ny rahalahy; izay te-handray ireo koa, sakanany sy roahiny amin’ny Eglizy.


Ry malala, iriko ho toraka ny an’ny fanahinao koa ny fanambinana ny raharahanao rehetra amam-pahasalamanao.


Tsy misy mahafaly ahy mihoatra noho ny mandre fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako.


Ry malala, tsara tokoa ny ataonao rehetra amin’ny havana iray finoana, fa indrindra amin’ireo vahiny;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra