Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 9:9 - Baiboly Katolika

9 Kankana be dia be no nivoaka tamin’ny vatan’ity mpankahala ny fivavahana, mbola velona ny tenany dia niraraka ompana ny nofony tamim-pijaliana lozan-tany; fofon-javatra lo no nivoaka nankararirary ny tafika manontolo;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Mbola velona ihany ny tenan’ilay mpankahala fivavahana; kanefa kankana be dia be no nivoaka ny masony, ary nijaly tokoa izy satria nirarak’ompana ny nofony. Fofom-pahalòvana no mihanaka avy aminy ka nampaloiloy ny tafika manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 9:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra