Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 9:8 - Baiboly Katolika

8 ka indro, ilay vao teo no nanao ny tenany ho mpandidy ny onjan-dranomasina noho ny reharehany tafahoatra ny an’ny olona, ilay nihevitra handanja ny haavon’ny tendrombohitra amin’ny mizàna, fa tafatsingidina amin’ny tany, ka nolanjaina tamin’ny filanjana, naneho miharihary teo imason’ny olon-drehetra ny fahefan’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Vao teo ilay mpanjaka no nentanim-piavonavonana mihoa-pampana ka nihevi-tena ho mpandidy ny onjan-dranomasina sy ho mpandanja amin’ny mizana ireo tendrombohitra avo; kanefa izao izy tafatsingidina amin’ny tany ka voatery nentina tamin’ny filanjana: izany no naneho miharihary teo imason’ny olon-drehetra ny fahatezeran’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 9:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra