Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:7 - Baiboly Katolika7 Tsy nety nionona tamin’ny fiavonavonany anefa izy fa mbola feno rehareha, dia naneho ny hatezerany mirehitra amin’ny Jody, nandidy ny hanafaingana ny dia izy, fa injay nidaboka tampoka avy ao amin’ny kalesy, izay nikodiadia nikotrokotroka, sady loza ny hamafin’ny fianjerany, fa mangana avokoa ny rantsam-batany rehetra; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Kanefa tsy nampihena ny fiavonavonany akory izany; mbola feno rehaka ihany izy, ka nisefosefo nirehi-pahatezerana tamin’ny Jiosy sady nibaiko ny hanafainganana ny diany. Kanjo injay i Antiôkosa fa nidaboka tampoka avy amin’ny kalesy izay nikotrokotroka faingam-pandeha; mafy dia mafy ny fianjerany ka nifandrirotra avokoa ny rantsam-batany rehetra. Jereo ny toko |