Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:10 - Baiboly Katolika10 ka ilay toa hanakatra ny kintana eny an-danitra teo iny, tsy nisy nahazaka azy intsony ankehitriny, fa tsy toha izany hamaimboana izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ilay toa hanakatra ny kintana eny ana habakabaka teo iny, dia tsy nisy afaka nitondra azy intsony ankehitriny satria tsy tanty mihitsy izany fofona maimbo izany. Jereo ny toko |