Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 9:11 - Baiboly Katolika

11 Voa lalina loatra izy tamin’izany, ka izay vao nihemotra tamin’ny fiavonavonany makadiry sy nahalala ny tenany azon’ny kapok’Andriamanitra izay nampitombo ny fanaintainany hatrany hatrany;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Ketraka dia ketraka i Antiôkosa tamin’izay, satria azon’ny kapok’Andriamanitra izy ka nianjadiam-panaintainana nihamafy hatrany. Izay vao nihintsana ny fiavonavonany tafahoatra, ka tsapany ny toe-javatra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 9:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra