Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:12 - Baiboly Katolika12 ary hatramin’ny tenany avy, no tsy nahatanty ny hamaimbony intsony, ka hoy izy: «Rariny mihitsy ny manaiky an’Andriamanitra; ary raha izay mety maty foana, tsy tokony hirehareha hifaninana amin’Andriamanitra.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Hatramin’ny tenany avy no tsy nahatanty ny hamaimbony intsony, ka hoy izy: «Rariny mihitsy raha olona mety maty toa ahy no manaiky an’Andriamanitra ka tsy hirehareha hihambo hitovy aminy!» Jereo ny toko |