Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:13 - Baiboly Katolika13 Nivavaka tamin’ny Tompo ambony indrindra, izay tsy tokony hamindra fo aminy intsony anefa, ilay tsy misoro-doza io; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Ny vavak’ilay tsy nisoro-doza io dia tara fiantefa tamin’ny Tompo izay tsy afa-namindrafo taminy intsony, na dia nataon’i Antiôkosa aza izao fampanantenana izao: Jereo ny toko |