Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 9:14 - Baiboly Katolika

14 nampanantena izy, fa holazainy ho tanàna afaka, ny tanàna masina, izay nidodododoany taloha hampitovina tantana amin’ny tany sy hatao fasan’ny mponina ao;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 «Nidodododo ho any Jerosalema tanàna masina aho mba handrava azy tanteraka sy hanao azy ho fasan’ny mponina. Ankehitriny kosa hambarako ho tanàna afaka izy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 9:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra