Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 9:21 - Baiboly Katolika

21 Izaho izao, mandry tsy manan-kery intsony eto am-pandriana dia mahatsiaro amim-pitiavana ny mari-boninahitra amam-pitiavana noraisiko taminareo. Tamin’ny niverenako avy tany amin’ny tanin’i Persa, notsindrian’aretina lozan-tany aho, ka nataoko fa ilaina ny himasoako amin’izay hiadanan’ny olona rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Amim-pitiavana no ahatsiarovako anareo ary koa ny haja sy fankamamiana nasehonareo tamiko. Fony niverina avy tany Persia aho no voatsindrin’aretina mafy ary milamaka tsy manan-kery intsony eto am-pandriana; ka nataoko fa ilaina ny himasoako amin’izay hampilamina feizay ny besinimaro.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 9:21
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra