Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 9:20 - Baiboly Katolika

20 Raha salama tsara ny tenanareo mbamin’ny zanakareo, raha mandroso araka ny fanirianareo ny raharahanareo, dia manome voninahitra lehibe indrindra an’Andriamanitra amin’izany aho, ary mametraka ny fitokiako amin’ny lanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Raha salama tsara ny tenanareo mbamin’ny zanakareo, raha mandroso araka ny anirianareo azy ny raharahanareo, dia anomezako voninahitra lehibe an’Ilay Andriamanitra Izay ametrahako fitokiana izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 9:20
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra