Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 9:22 - Baiboly Katolika

22 Tsy dia manary toky ny amiko aho tsy akory amin’izany fa vao mainka matoky mafy ny ho sitrana amin’izao aretina izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Tsy hoe manary toky ny amin’ny hiarenako aho tsy akory fa vao mainka manantena mafy ny ho sitrana amin’izao aretina izao aza.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 9:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra