Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:16 - Baiboly Katolika16 hampihaingoana amin’ny fanomezana kanto ny Tempoly masina izay namaboany taloha sady haverina aminy avokoa sy hampiany aza ny fanaka masina rehetra, hosahaniny amin’izay miditra ho an’ny tenany, ny lany amin’ny sorona; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Namabo ny tempoly masina aho taloha; ankehitriny kosa dia horavahako amin’ny fanomezana kanto izy ary haveriko aminy sy hampiako aza ny fanaka masina rehetra voaroba; ary ny amin’ny lany rehetra momba ny fanaovan-tsorona, dia hiantohako amin’ny vola miditra ho an’ny tenako. Jereo ny toko |