Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:15 - Baiboly Katolika15 hampitoviny saranga amin’ny Atenianina avokoa ny Jody izay notombanany ho tsy mendrika hanam-pasana, sy nokendreny hatao sakafon’ny vorona mpihaza amam-biby masiaka; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Notombanako ho tsy mendrika halevina ny Jiosy ary nokendreko hatao sakafon’ny vorona mpihaza amam-bibidia ny tenany mbamin-janany. Ankehitriny kosa hampitoviko zo amin’ny Atenianina avokoa ny Jiosy rehetra. Jereo ny toko |