Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:17 - Baiboly Katolika17 fanampin’izany, hilatsaka ho Jody ny tenany, ary hitety ny tany misy mponina rehetra izy hanambara ny fahefan’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Fanampin’izany, hilatsaka ho mpanaraka ny fivavahana jiosy aho sady hitety ny tany rehetra misy mponina mba hanambara ny fahefan’Andriamanitra.» Jereo ny toko |