Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:22 - Baiboly Katolika22 Izao no vavaka nataony: «Ry Tompo lehibe indrindra, Ianao tamin’ny andron’i Ezekiasa mpanjakan’i Jodà, no naniraka ny Anjelinao sy nandringana miaramila 185.000, tamin’ny tobin’i Senakeriba; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Tamin’io fiantsoana ny Tompo io kosa dia izao no tonon-bavaka nataon’i Joda: «Ry Tompo tsy refesi-mandidy ô, Ianao tamin’ny andron’i Hezekià mpanjaka no naniraka ny anjelinao, izay nandringana antokon-tafika 185 tao an-tobin’i Saneheriba; Jereo ny toko |