Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:9 - Baiboly Katolika

9 ka nasiany torak’izany tamin’ny alina koa, ny mponina tao Jamnià; nodorany ny seranana mbamin’ny sambo, ka tazana hatrany Jerosalema ny hazavana avy amin’ny fandoroana, nefa 240 stady no elanelany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ka tahaka ny natorony tao Jôpa koa no namelezan’i Joda tamin’ny alina ireo mponina teo Jamnià: nodorany ny seranana mbamin’ny sambo, ka tazana hatrany Jerosalema ny hazavana vokatry ny fandoroana, nefa nisy 45 kilaometatra ny elanelany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra