Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:8 - Baiboly Katolika8 Reny koa fa ny olona ao Jamnià, mikasa hanao toy izany amin’ny Jody monina ao aminy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ren’i Joda ihany koa fa ny hafa firenena mponina tao Jamnià dia mikasa hanao halozana toy izany nafitsoky ny Jôpita izany amin’ireo Jiosy monina ao aminy. Jereo ny toko |