Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:10 - Baiboly Katolika

10 Nony avy eo izy, ka efa lasa sivy stady, ndeha hamely an’i Timoteo, dia nisy Arabo nirotsaka tamin’i Jodasy; 5.000 izy no miaramila an-tongotra, ary 500 ny an-tsoavaly.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Niala tao Jamnià i Joda, dia niroso hamely an’i Timôty. Efa lasa roa kilaometatra ny dia no nisy Arabo nirotsaka hifanehatra amin’i Joda; antokon-tafika dimy ireo Arabo an-tongotra, ary andian-tafika dimy ireo an-tsoavaly.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra