Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:11 - Baiboly Katolika11 Mafy ny ady, nefa nahery i Jodasy sy ny namany, noho ny fanampian’Andriamanitra; nony resy ireo mpifindrafindra, dia nangataka tamin’i Jodasy hanolotra ny tanany havanana amin’izy ireo, sady nanome toky hanome azy biby fiompy sy hanampy azy amin’ny zavatra sasany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Mafy tokoa ny ady, kanefa nandresy i Joda sy ny namany noho ny fanampian’Andriamanitra. Rehefa resy ireo Arabo mpifindrafindra lasy ireo, dia nangataka tamin’i Joda hamitram-pihavanana aminy, sady nanome toky hanolotra biby fiompy ho azy sy hanampy amin’ny zavatra sasany. Jereo ny toko |