Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:12 - Baiboly Katolika

12 Hitan’i Jodasy fa be tokoa no zavatra azon’ireo anampiana azy, ka dia nekeny ny hanao fihavanana aminy; nony avy nifandray tanana, dia nody ho any an-dainy izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Hitan’i Joda fa maro ny zavatra azon’ireto Arabo ireto anampiana azy, ka dia nekeny ny hanao fihavanana aminy; ary nony avy nifandray tanana ny roa tonta, dia nody ho any an-dainy kosa ny Arabo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:12
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra