Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:13 - Baiboly Katolika

13 Taorian’izany i Jodasy nananika tanàna mafy anankiray voahodidina manda sy voaisy tetezan-kady azo engaina, ary onenan’olona samy hafa firenena; Kaspina no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Taorian’izany no nianihan’i Joda ilay tanàna mafy anankiray atao hoe Kasfao: voahodidina manda izy io sady onenan’olona samihafa firenena.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra