Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:14 - Baiboly Katolika

14 Nitoky tamin’ny hamafin’ny mandany sy ny habetsahan’ny hanina nananany ny nafahirano, ka nanao toetry ny tsy mahalala fomba, naniratsira an’i Jodasy sy ny namany, nanonona teny fanaratsiana an’Andriamanitra aza sy fankahalana ny fivavahana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Natoky ny manda mafy sy ny tahirin-tsakafo betsaka ireo voafahirano ka nanao toetra valavala mihoa-pampana tamin’i Joda sy ny namany sady nanevateva azy, ary nanao faniratsirana an’Andriamanitra amin-teny tsy mendrika hotononina.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra