Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:15 - Baiboly Katolika15 I Jodasy sy ny namany kosa, niantso ilay Tompo ambony indrindra amin’izao tontolo izao, izay nampianjera ny mandan’i Jerikô, tsy tamin’ny milina fandonana manda na milina hafa, tamin’ny andron’i Jôsoe, vao niantoraka tamin’ny manda, mova tsy ny liona mitroatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 I Joda sy ny namany kosa niantso ilay Tompo lehibe sy mahery, Andriamanitr’izao tontolo izao, satria Izy no nampianjera ny mandan’i Jerikao faha-Josoa, tsy tamin’ny fitaovana fandrodana-manda na tamin’ny milina hafa; izay ry i Joda vao niantoraka hianika ny manda tamin-karomotana. Jereo ny toko |