Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:16 - Baiboly Katolika16 Nony azony, araka ny sitrapon’Andriamanitra ny tanàna, dia vonoana olona maro, hoatra ny fatim-balala no nataony tao, ka hoatra ny feno ny ra nandriaka tao ilay kamory eo akaiky, misy roa stady ny habeny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Araka ny sitrak’Andriamanitra no nahazoany ny tanàna; dia vonoan’olona maro tsy hay tantaraina no nataony teo, ka hoatra ny feno ny ra nandriaka tao ilay kamory eo akaiky, izay nisy efajato metatra eo ho eo ny velarany. Jereo ny toko |