Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:17 - Baiboly Katolika17 Avy eo izy, dia nandeha 750 stady, ka nahatratra an’i Karaksa, izay nonenan’ny Jody atao hoe Tobianina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Niala tao Kasfao i Joda sy ny namany, dia nandeha 140 kilaometatra eo ho eo ary tafapaka hatrany Karalesa, izay toerana nonenan’ny Jiosy atao hoe Tobianina. Jereo ny toko |