Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:18 - Baiboly Katolika18 Tsy hitan’izy ireo tao amin’izany tany izany i Timoteo; fa lasa niala teo izy, satria tsy nahavatra nanao na inona na inona teo, fa toerana anankiray izay no nametrahany miaramila mpiandry tany maro dia maro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 tsy hitan’izy ireo tao amin’izany faritra izany intsony i Timôty, satria efa lasa niala teo noho izy tsy nahavita na inona na inona teo; fa nisy kosa tanàna mimanda anankiray nampitobiany miaramila maro dia maro. Jereo ny toko |