Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:19 - Baiboly Katolika19 Ny roa tamin’ireo jeneralin’i Makabeo anefa, dia i Dositeo sy i Sôsipatera nandeha nananika io tanàna mimanda io, ka namono ny olona navelan’i Timoteo tao, nisy 10.000 mahery ny isany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Ny roa tamin’ny mpitari-tafik’i Joda Makabeo, izany hoe i Dositeo sy i Sôsipatera, no nandeha nianika io tanàna mimanda io sy namono ny olona navelan’i Timôty tao, ka nihoatra antokon-tafika folo ny isany. Jereo ny toko |