Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:44 - Baiboly Katolika

44 Satria, raha tsy mino izy fa tsy maintsy hitsangana amin’ny maty, ny miaramila maty an’ady, dia zava-poana sy tsy misy antony ny mivavaka ho an’ny maty.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Raha tsy nantenainy manko fa hitsangan-ko velona ny miaramila lavo an’ady, dia zava-poana sy tsy misy antony ny mivavaka ho an’ny maty.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:44
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra