Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:43 - Baiboly Katolika43 Raha efa izany, nampanao vokatra izy, ka nahavory drakma 2.000 nampanateriny hanaovana sorona fanonerana any Jerosalema. Asa soa sy mendrika, avy amin’ny fiheverana ny fitsanganana amin’ny maty, izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 Nanao famoriam-bola i Joda ka nahangona drakina roa arivo izay nampanateriny tany Jerosalema hanaovana sorona fanalana ny ota. Fiheverana ny fitsanganan-ko velona no nanaovany an’izany asa soa sy mendrika izany. Jereo ny toko |