Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:42 - Baiboly Katolika42 Raha efa izany, dia nanomboka nivavaka izy ireo nangataka mba havela tokoa ny fahotana natao; i Jodasa ilay mahery fo kosa, namporisika ny vahoaka hiaro tena ho tsy voalotom-pahotana fa he ity hita maso ny vokatry ny fahotan’izay maty. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42 ary nanomboka nivavaka izy ka nangataka tamin’ny Tompo mba hamelany tokoa ny fahotana natao. I Joda ilay mahery fo kosa nampirisika ny miaramilany mba hitandrin-tena tsy ho voalotom-pahotana, satria he ity hita maso ny zava-nitranga noho ny fahotan’ireo lavo an’ady ireo. Jereo ny toko |