Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:41 - Baiboly Katolika41 Dia izy rehetra no indray nisaotra ny Tompo, mpitsara marina izay mampiharihary ny zava-miafina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara41 Dia izy rehetra no indray nisaotra ny Tompo, mpitsara ara-drariny, Izay nampiharihary ny zava-miafina; Jereo ny toko |