Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:40 - Baiboly Katolika

40 Isam-batan’olona tamin’izy ireo, samy nahitany tao ambanin’ny akanjo, zava-masina avy amin’ny sampin’i Jamnià, sy andraran’ny lalàna ny Jody. Ka niharihary tamin’izy rehetra fa izany no antony nahafatesan’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Isam-batan’olona tamin’ireo faty, dia samy nahitana tao ambanin’ny akanjo zava-masina avy amin’ireo sampy notompoina tao Jamnià: voararan’ny lalàna jiosy ny fitondrana ireny. Ka niharihary tamin’ny olona rehetra fa izany no anton’ny nahafatesan’ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:40
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra