Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:39 - Baiboly Katolika

39 Nony ampitso, tonga araka ny tsy maintsy ataony i Jodasa sy ny namany naka ny vatan’ireo novonoina halevina ao amin’ny havany, amin’ny fasan-drazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 Nony ampitso, araka ny fotoana tsy maintsy hanaovana azy, dia naka ny fatin’ireo Jiosy lavo an’ady ry i Joda mba halevina miaraka amin’ny havany ao am-pasan-drazany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:39
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra