Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:38 - Baiboly Katolika

38 Nanaraka izany, novorin’i Jodasa ny tafiny, dia nentiny ho ao an-tanànan’i Odolama, ary tonga ny andro fahafito amin’ny herinandro, ka nandio tena araka ny fanao izy ireo, dia nankalaza ny sabata teo amin’izany toerana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Taorian’io ady io, dia novorin’i Joda Makabeo ny tafiny ka nentiny ho ao an-tanànan’i Adolama; ary higadona ny andro fahafito amin’ny herinandro, ka nanao ny fidiovana araka ny fanao ireo, ary nankalaza ny sabata teo amin’izany toerana izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:38
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra