Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:37 - Baiboly Katolika37 Izay, dia noventesiny tamim-peo avo amin’ny tenin-drazany ny akoran’ady sy ny hira, ka nirotsaka tampoka tamin’ny miaramilan’i Gôrjiasa izy, nataony vaky nandositra ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Avy eo dia feo avo no niventesan’i Joda tamin’ny tenin-drazany ny akoran’ady ombàn-kira; ary nirotsahany tampotampoka ny miaramilan’i Gorjià ka nataony vaky nandositra. Jereo ny toko |