Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:36 - Baiboly Katolika36 Tamin’izany kosa efa niady ela ny miaramilan’i Esdrina ka reraky ny havizanana, koa nitaraina tamin’ny Tompo i Jodasa mba hiseho ho mpanampy azy ireo, sy ho filohany amin’ny ady. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Tamin’izany kosa efa niady ela ny miaramilan’i Hazarià, ka reraky ny havizanana; dia niantso ny Tompo i Joda Makabeo mba haneho fa mpanampy ny tafika jiosy Izy sady mpitarika azy an’ady. Jereo ny toko |