Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:32 - Baiboly Katolika32 Taorian’ny Pantekôty izy ireo nandroso hamely an’i Gôrjiasa izay komandy tao Idomea; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Taorian’io fety Pentekosta voalaza teo io i Joda Makabeo sy ny tafiny no nandeha hamely an’i Gorjià izay governoran’i Idomea. Jereo ny toko |