Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:31 - Baiboly Katolika31 ka dia nisaotra ny Sitapôlitanina, ry i Jodasy mbamin’ireo nomba azy, sady namporisika azy ireo hanohy ny fitiavany an’ireo iray razana aminy, amin’ny ho avy koa. Raha efa izany, dia niditra tao Jerosalema izy ireo, tamin’ny fotoana efa hiantombohan’ny fetin’ny Herinandro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Koa nisaotra ny mponina tao Sitôpôly ry i Joda sady nampirisika azy hanohy ny fitiavany an’ireo Jiosy ireo amin’ny hoavy. Taorian’izany ry i Joda no niverina tany Jerosalema, taloha kelin’ny fety Pentekôsta. Jereo ny toko |