Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:30 - Baiboly Katolika30 Nilaza anefa ireo Jody nonina tao, fa tsara no nitondran’ny mponina azy, ary nahazo fanampiana tamin’izy ireo aza izy, tamin’ny andron’ny tsy fananany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Kanjo nilaza ireo Jiosy niorim-ponenana tao fa tsara fitondra azy ny mponina tompon-tany ary nahazoany fanampiana aza tamin’ny andro tsy fananany. Jereo ny toko |