Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:29 - Baiboly Katolika29 Niala tao izy, dia nandroso hamely ny tanànan’ny Sita, 600 stady avy ao Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Niala tao Hefrôna i Joda sy ny tafiny, dia nandroso hamely an’i Sitôpôly, izay tanàna teo amin’ny 110 kilaometatra avy ao Jerosalema. Jereo ny toko |