Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:33 - Baiboly Katolika

33 ka nivoaka io, nitondra miaramila an-tongotra 3.000 sy an-tsoavaly 400.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Ka niainga hisehatra azy i Gorjià nitondra miaramila an-tongotra nisy antokon-tafika telo ary miaramila an-tsoavaly nisy andian-tafika efatra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:33
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra