Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:26 - Baiboly Katolika

26 I Jodasa kosa tamin’izany, niroso nankao Kariniôna sy amin’ny fitoera-masin’i Atargatisa, ka nahafaty 25.000 tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Tamin’izay kosa i Joda no niditra tao Karnaîma sy tao amin’ny tempoliny voatokana ho an’ilay andriamani-bavy Atargatisa, ka nampamono ho faty vatan-dehilahy nisy antokon-tafika dimy amby roapolo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:26
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra