Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:27 - Baiboly Katolika

27 Avy nandresy sy nandripaka ireo fahavalo ireo i Jodasa, dia nitondra ny tafiny hamely an’i Efrôna, tanàna mafy onenan’olona maro samy hafa firenena; zatovo matanjaka avokoa, voalahatra eo anoloan’ny manda, no niaro azy tamin-kerim-po; ary milina aman-java-manitra sesehena no efa niatrana teo amin’ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Avy nandresy sy nandripaka ireo fahavalo ireo i Joda, dia nitondra ny tafiny hamely an’i Hefrôna, izay tanàna mimanda onenan’olona maro samihafa firenena. Zatovo matanjaka no voalahatra teo anoloan’ny manda sy niady tamin-kerimpo; tao an-tanàna kosa dia be dia be ny milina fitifirana sy ireo fitaovana fampiasa aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra