Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:25 - Baiboly Katolika25 Nomeny toky tamin’ny teny lava teo izy ireo fa tapa-kevitra ny handefa ireo olona ireo izy, sady tsy haninomaninona azy akory, hany ka dia nalefan’ny Jody izy, mba hamonjeny an’ireo rahalahiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Nanome toky tamin’ny teny lava teo izy fa handefa ireo olona voatana ireo sady tsy haninoninona azy akory; hany ka dia novotsoran’ny Jiosy i Timôty mba hamonjena an’ireo mpiray firenena aminy. Jereo ny toko |